Mifalia ry zatovo_TA.KRI.VA
envoyé par napoun
Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao ; ary aoka ny fonao ampifalifaly anao amin’ny fahatanoranao; nefa aoka ho tsaronao fa entin'Andriamanitra ho tsaraina ianao amin’ izany rehetra izany.
Fandalovana ihany ny eto an-tany.
Tsy aleonao ve manompo an’i Jeso Tompo - La chorale Tanora KRIstina Vavolombelona Antanetibe fitiavana (TA.KRI.VA)
O Jeune gen, Réjouis-toi aux jours de ta jeunesse; et que ton coeur aille vers ses satisfactions mais n'oublie pas que Dieu te jugera sur tout cela.
Tout n'est que de passage ici-bàs.
Ne préfères-tu pas servir Dieu en Jésus Christ - La chorale Jeunes Chrétiens Témoins Antanetibe Fifiavana (Tanora KRIstina Vavolombelona Antanetibe fitiavana -TA.KRI.VA)