|
teo foana i Kristy envoyé par Charlesramaroson
Teo foana I Kristy , "Krist était toujours là"– FIDERANA
Hay reo foana i Kristy, Nitady ahy izay nanihy
Krist était toujours là, à ma recherche.
Andro mirana sy lohataona izao ny androko.
Tojo izay nantenanian koa dia hafa-po
Ilay fainako teo karakaina
Niova ho soa.
Ma vie est désormais bonté et printemps
J’ai rencontré Celui que j’attendais |