SOA FIANATSA
envoyé par Lazounet
Soa fianatsa, "le bien est à apprendre" prenez-en de la graine par le Groupe Lalangina
Roso tsy mipody
Mandroso Fianarantsoa
Ny anay ny Fifaninanana dia masina
Masina indrindra
Roso tsy mipody
Mandroso Fianarantsoa
Ny anay ny firaisan-kina mirindra
Tsy rava n’iza n’iza
Roso tsy mipody
Mandroso Fianarantsoa