|
LALOVANAO "Tu es juste passée devant notre village" par TSELONINA
Lalovanao - Benny Tselonina Bebe envoyé par razfin
Lalovanao 'lay tanananay Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Ref: Tinay o - tinay o ianao raha mba eo Tinay o - tinay o, mipetrapetraha.
Raondraonanao ny andian-tantely Higoka ireo mamy sy ireo voninkazo 'zay natolony anao.
Miantsoantso anao ikala Tôtôkafo Tôtôka tatsy, tôtôka tetsy, nefa tsisy namaly. |