Oldiblog

Fermer
  Créer son blog KaZeo     Rap et RnB     Communauté Ados     Créer un blog gratuit Lundi 23 novembre 2009   St Clément  
Chants musiques de madagascar
 

puce Sommaire des articles de cette rubrique

   

puce Maty ny masoandro (le 29/03/2008 à 00h55)


MATY MASOANDRO - FAFAH
envoyé par razfin
 
Maty ny masoandro  "Le soleil s'est couché" par Fafah

[ Ajouter un commentaire | 0 commentaire(s) | Imprimer | Permalien ]

puce Esory re ry Raiko (le 25/02/2008 à 18h25)

ESORY RE RY RAIKO   "Ote o mon Dieu" (Cantique) par Fafah


ESORY RE RY RAIKO - FAFAH
envoyé par razfin

Esory re ry Raiko

Ty kapoaka mangidy

Fa reraka ny aiko

Nefa izaho tsy te hifidy

 

Ny sitrakao ry Raiko

Zay tianao hatao

Eken'ny foko sy ny saiko

Raiko hatao anie zay sitrakao

 

[ Ajouter un commentaire | 0 commentaire(s) | Imprimer | Permalien ]

puce E sambatra aho Jeso (le 25/02/2008 à 18h14)

E sambatra aho Jeso  "Jésus, je suis en paix quand je suis avec toi" (Cantique) par Fafah


EH SAMBATRA AHO JESOA - FAFAH
envoyé par razfin

E SAMBATRA AHO JESO

Raha miaraka aminao

Fa ny làlanao

Dia lavi-pahoriana

Eo anilanao dia mody fitahiana

Tano aho jeso

[ Ajouter un commentaire | 0 commentaire(s) | Imprimer | Permalien ]

puce Tsaroanay tokoa (le 25/02/2008 à 18h08)

TSAROANAY "On se souvient de tous tes bienfaits" par Fafah


TSAROANAY TOKOA - FAFAH
envoyé par razfin

Tsaroanay tokoa izao

Ny soa be noraisinay

Tsy tapaka avy taminao

Ry Andriananaharinay.

 

Ny lasa hitodianay

Dia mampiseho avokoa

Ny tanam-pitiavana

Nihahy sady nanasoa.

 

Ka dia mba velomy re

Taty anatinay ny fo

Mahay misaotranao anie

Ry rainay be famindra-po.

 

 

[ Ajouter un commentaire | 0 commentaire(s) | Imprimer | Permalien ]

puce Homba anao Jeso (le 25/02/2008 à 17h38)

HOMBA ANAO JESO  "Jésus soit avec toi" de Fafah


HOMBA ANAO JESOA - FAFAH
envoyé par razfin

 

 

[ Ajouter un commentaire | 0 commentaire(s) | Imprimer | Permalien ]

 

puceMises à jour

 - Mamzelle Haingotiana Articles 29/06/2008
 - RAHELY'S Blog Tous pour Madagascar Liens 11/03/2008